Basse de Myriam (H. Ranaivo/J-M Bontemps)

Pour ceux qui rêve d’accompagner un jour la chanteuse malgache Hanitra sur ce titre à la basse.

https://deezer.page.link
https://amazon.fr

Myriam (hanitra ranaivo / Jean – marc bontemps)

Je vois tes yeux me fixant au loin, tu aimerais me rejoindre mais l’amour nous est interdit. Tu portes un voile, je pensais que tu étais mienne, en fait tu appartiens à un autre depuis longtemps. L’amour nous est interdit, la tradition est plus forte. Aujourd’hui je sais que je n’emporterai pas le combat même si je donnais mon sang. L’amour nous est interdit, nous sommes deux filles. Je sais que j’ai tort de t’aimer.

A tous ceux qui s’aiment…

I see your eyes staring at me from far away, you would like to join me but love is not allowed for us. You’re wearing the veil, I thought that you were mine, but you’ve actually belonged to someone else for a long time. Love is not allowed for us, tradition is stronger. Today I know that I will not win this fight even if I give my blood. Love is not allowed for us, cause we are two women.

I know I’m wrong loving you. To all the lovers…

Tazako etsy ianao mijery ahy

Te hanantona mafy ahy ianao nefa toa tsy sahy

Ny masonao mipitrapitra na takona aza hitako mijaly 

Voafehy ianao voafehy aho voafehin ny voaly fitia voarara 

Ekeko fa diso aho diso aho tia anao ekeko fa diso aho 

Hatrizay ianao noheveriko ho ahy

Nandefitra aho feno fanantenana f indray andro any

Isika ho tafaray hay vare ianao voatokana hatrizay 

Voafehy ianao voafehy aho voafehin ny lova fitia voarara 

Ekeko fa diso aho diso aho tia anao ekeko fa diso aho 

Ekeko fa mafy e

Androany mazava ato an tsaiko ato ampoko ato

Na te hiady mafy aza aho ka ho very ny aiko

Ho resy lalandava ny fitiavantsika voafetra hatrizay 

Fitiavan olondroa samy vavy tsy azo hatao fitia voarara 

Ekeko fa diso aho diso aho tia anao ekeko fa diso aho

Pour ceux qui rêve d’accompagner un jour Hanitra à la basse.